Ny fomban-drazana malagasy dia ny fomba amam-panao malagasy nentim-paharazana rehetra izay lovain' ny taranaka nifandimby.
01 · What it is
Living Tradition
Documented cultural tradition on record; family classification awaits an editor.
02 · Where & name
Madagascar
Placed on record in Madagascar.
03 · How it is doing
□□□□ (Not yet assessed)
Documented in open cultural records, but no cited field assessment of its current vitality has been added here yet.
04 · Proof & reuse
2 cited sources
Every claim links to a public record below. Free to quote, teach, and share under CC BY-SA 4.0.
Chapter Takeaways
MahakasikaNy fomban-drazana malagasy dia ny fomba amam-panao malagasy nentim-paharazana rehetra izay lovain' ny taranaka nifandimby.
Ny fihavananaNy fihavanana no soatoavina foibe.
Ny famadihanaFomba atao any amin’ ny faritra sasany (indrindra any amn' ny Merina sy ny Betsileo) - izay anosokafana ny fasana hanovana ny lamba ifonosan' ny razana sy hanamafisana ny fifamatorana eo amin' ny velona sy ny maty ny…
Ny soronaNy fanaovana sorona biby (matetika omby) dia fanao mandritra ny fisehoan-javatra lehibe: fahaterahana, fanambadiana, fanorenana trano, na handroahana ny loza.
Common Questions Answered on Record
What is Fomban-drazana and what does it mean?
Ny fomban-drazana malagasy dia ny fomba amam-panao malagasy nentim-paharazana rehetra izay lovain' ny taranaka nifandimby. Documented cultural tradition on record; family classification awaits an editor.
Where did Fomban-drazana originate and where is it practised?
Sources on this page place Fomban-drazana in Madagascar.
Is Fomban-drazana still practised today and what is its cultural significance?
□□□□ (Not yet assessed): Documented in open cultural records, but no cited field assessment of its current vitality has been added here yet. Ny fomban-drazana malagasy dia ny fomba amam-panao malagasy nentim-paharazana rehetra izay lovain' ny taranaka nifandimby.
How do I cite or reference Fomban-drazana in research and Wikipedia?
Cite as: "Fomban-drazana." folkroom, https://folkroom.org/art-forms/fomban-drazana, text CC BY-SA, with attribution.
Fomban-drazana — folkroom Archival DossierCanonical URI: https://folkroom.org/art-forms/fomban-drazanaScan QR code for primary sources, interactive World Atlas coordinates, and CC BY-SA 4.0 citation files (.bib / .ris).
The tradition & historical record
2 min read · 2 sources
Mahakasika
Ny fomban-drazana malagasy dia ny fomba amam-panao malagasy nentim-paharazana rehetra izay lovain' ny taranaka nifandimby. Izany dia ny fitsipiky ny fiainana, ny finoana, ny fihetsika amin' ny fombafomba ary ny soatoavina izay mandrindra ny fiainana andavanandro, ara-piarahamonina sy ara-panahin’ ny Malagasy. Ny faritra tsirairay eto Madagasikara dia samy manana ny endrik' ireo fomba ireo, fa misy drafitra mahafaobe iraisan' ny Nosy manontolo. 1
Ny fihavanana
Ny fihavanana no soatoavina foibe. Mahakasika ny firaisankina, ny firindrana misy eo amin’ ny samy olona, ny fifanampiana ary ny fiadanana ara-piarahamonina. Ny fihavanana no talohan' ny vola. Aleo very tsikalakalam-bola toy izay very tsikalakalam-pihavanana. Ny fandroana no isan-taona fa ny fihavanana kosa isan' andro. Ny fitia mifamaly no maha tsara fihavanana. 1
Ny famadihana
Fomba atao any amin’ ny faritra sasany (indrindra any amn' ny Merina sy ny Betsileo) - izay anosokafana ny fasana hanovana ny lamba ifonosan' ny razana sy hanamafisana ny fifamatorana eo amin' ny velona sy ny maty ny famadihana 1
Ny sorona
Ny fanaovana sorona biby (matetika omby) dia fanao mandritra ny fisehoan-javatra lehibe: fahaterahana, fanambadiana, fanorenana trano, na handroahana ny loza. 1
Ny kabary
Ny kabary dia lahateny nentim-paharazana voarindra, ampiasaina mandritra ny lanonana (fanambadiana, fandevenana, famorana, sns.). Zavakanto mampifangaro fahendrena sy ohabolana ary tononkalo izy io. 1
The text above is adapted from the Wikipedia article “Fomban-drazana malagasy”, available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 licence. 1
Fomban-drazana is recorded in open cultural data. The structured record cited below does not describe the practice, and this entry has not yet been reviewed by a person familiar with the tradition. 2